|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afoy |
| Fototeny | 2 foy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 alana
[Taisaka]
[1.78] 5 Omena tanteraka, atao sorona: Nafoin' izany lehilahy izany hoan' ny tanindrazany ny ainy 6 Tsy antenaina intsony: Nafoikony famantaranandroko very [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be forsaken, to be abandoned, to be forgotten, as the dead.
[1.2] 8 to be given up [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 qu'on abandonne
[1.3#180, 1.8] 10 qu’on cède, qu’on sacrifie, à quoi on renonce, qu’on rejette: 11 Nafoiny ho an’ ny sakaizany ny ainy (Il a sacrifié sa vie pour son ami) ~ 12 Nafoiko ny peratro very (J’ai renoncé à l’anneau que j’ai perdu [1.3#180] |
| Ohatra |
13 Ny nofo anefa no afoy fa ho tratram-pahalovana!
[1.272]
14 Tsy afoy kosa na dia zaza am-pombaina anio aza. [2.245] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | afoy, 20 foay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|