|
|
|
|

Teny iditra1  farary
Fototeny  2 rary
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza olona marary lava tsy mety salama [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 often ill [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 souvent malade, maladif [1.8]
Ohatra  7  Tovolahy salaina Rakoto fa tsy mba farary. [1.437#]
8  Ny Alakamisy dia olona farary, saozanina, taizan' aretina. [1.381#]
Voambolana  9  Fahasalamana
Mpanahaka  10  farofy, 11  malemy, 12  malezolezo, 13  malovilovy, 14  mangorera, 15  marafoka, 16  mararyovana, 17  marisarisa, 18  mavozo, 19  migidredro, 20  osa, 21  saozanina, 22  tsymahazonofo, 23  tsymatanjaka, 24  tsysalama, 25  tsyseheno

Fivaditsoratra  farary, 26 firara

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31