|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 fantaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tehina salasalany ny habeny, maranitra ny lohany iray izay atsatoka amin' ny tany mba hihazonana ny vody tenona, na hamatorana ny tady ifatoran' ny omby
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a small stake for tying cords on, a peg, a pin; usually applied to the four stakes to which the warp frame is tied in weaving.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 jalon, fiche, pieu d'alignement, les quatre pieux qui servent à raidir la chaîne lorsqu' on lisse
[1.3] |
| Ohatra |
6 Nataon-dRasoberina fantaka fanenomana mantsy no niafaran' io filanjana io.
[1.437#]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 16 fantaka |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Zavamaniry fianakavian' ny volotsangana saingy izy marotsaka madinika kely toy ny bararata
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 a small bamboo used for hedges
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 petit bambou ou roseau utilisé pour les haies
[1.8] |
| Ohatra |
21 Tsontsorifako vero folapolahiko fantaka vazo tsy tianao va aho no fohazinao mangoam-bodilanitra? [2.131] |
| Voambolana | 22 Haizavamaniry: ahitra |
| Kamban-teny rehetra | 23 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 25 fantaka |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
27 a tall grass formerly used in the ceremony of circumcision. It is now used in making fishing nets, or rather baskets, called vovo and tandroho. Arundo madagascariensis, Kunth.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 herbe haute dont la tige est comme un roseau. Arundo madagascariensis, Kunth.
[1.3] 29 Nom générique des chaumes de gros diamètre qu'on pouvait ficher en terre. 30 On en fait des claies, des clôtures, etc. à la manière des cannes de Provence. Utilisées en vannerie : nasses pour la pêche. 31 Jouait un rôle important dans le folklore : cérémonies de la circoncision ; initiation des jeunes garçons, etc. 32 L'idée de ficher en terre étant assimilée tantôt au geste sexuel, tantôt à l'acte guerrier maniant son javelot. 33 On donne surtout ce nom aux trois espèces suivantes : Arundinella nepalensis Trin. ; Panicum maximum Jacq. et Neyraudia arundinacea (L.) Henrard (Poaceae). [Betsileo, Merina] [1.196] |
| Voambolana | 34 Haizavamaniry: ahitra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/4) | 38 Fantaka |
| Sokajin-teny | 39 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
40 the name of one of the chief idols formerly worshipped in Imerina
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
41 Une des douze idoles royales (sampy) de l'Imerina.
42 Une maison spéciale lui était consacrée à Ambohimanga, la ville royale. 43 Son gardien ou mpitahiry était bien entendu un spécialiste en fabrication et commerce des ody les plus réputées. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
44 Zokin-tsampy i fantaka.
[2.48]
45 Fady ny Rafantaka: |
| Voambolana | 46 Finoana |
| Tsipelina hafa | 47 rafantaka, rafantaka |
| Tsanganana sy sary iray takila |
48 Ny sampy taloha |
| Fivaditsoratra | fantaka, Fantaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|