Entrée tandroho
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Karazana harona lehibe misy makarakara, vita amin' ny hazondrano ampifadidirina, ka atao fanihifana trondro na toho. (Mitovitovy amin' ny vovo ny tandroho, saingy toy ny sobiky ny bikany ary asaika ao anaty rano no faka hazandrano aminy, fa tsy mba apetraka fotsiny "miandry mahazo" ao anaty rano tahaka ny vovo; atao hoe manihika ny maka hazandrano amin' ny tandroho)
  [SLP 1986] fitaovana fakana hazandrano
Explications en anglais  [Hallanger 1973] an open-weave basket used for dredging fish or shrimps
Explications en français  [Hallanger 1974] panier aux mailles ouvertes qui sert à prendre les poissons ou les écrevisses
  [SLP 1986] nasse
Vocabulaire 
Analogues  lombo ~ vovo
Exemples 
1 [FOFAFIPE: Tongavola, page 67] Mampiasa harato ny any fa tsy mba tandroho
2 [Rasamuel: Fanambadiana] Aza maniry trondro am-parihy, fa manan-tandroho tsara ladina
Citations 

Entrée tandroho
Partie du discours nom
Explications en français  [Boiteau 1997] (probablement de rohona : grondement du tonnerre). Nom donné à des arbres dont le bois sert de talisman contre la foudre (ody varatra). Ce sont suivant les dialectes :
¶  [Betsimisaraka] Trachylobium verrucosum (Gaertn.) Oliv. (Fabaceae), le Copalier.
¶  [Taifasy, Taimoro] Afzelia bijuga (Colebr.) A. Gray (Fabaceae). Ce dernier propagé comme espèce de reboisement. Voir aussi indrarinandra, intsy.
Vocabulaire 
Nom scientifique Afzelia bijuga, Trachylobium verrucosum

Mis à jour le 2020/07/31