Entrée rohona
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Kotroka mamoaka feo midaondaona any lavitra any
¶ fipoahan-javatra miraondraona sy mampihovitrovitra na dia akaiky aza
Explications en français  [Abinal 1888 page 543] bruit, grondement du tonnerre lointain, explosion
Vocabulaire 
Dérivations 
Exemples  [Baiboly] Mihainoa dia mihainoa ny fikotrokotroky ny feony sy ny rohona izay mivoaka avy amin' ny vavany.
Citations 

Entrée rohona
Partie du discours nom
Explications en français  [Abinal 1888 page 543] action d'aller en foule
Dérivations 

Mis à jour le 2022/06/24