|
|
|
|

Entrée (1/2)1  intsy
Partie du discours  2  adverbe
Explications en malgache  3  Manondro sy manolotra tahaka ny "Intỳ", saingy enti-milaza olona na zavatra hita etsy akaikikaiky etsy: Intsy misy sary novidiko ho anao ~ Intsy ny satrokao [1.1]
Tableaux et planches  4  Tous les adverbes

Entrée (2/2)5  intsy
Partie du discours  6  nom
Vocabulaire  7  Botanique
Explications en français  8  Afzelia bijuga A. Gray ou Intsia bijuga (A. Gray) Kuntze (Fabaceae). Voir indrarinandra. [1.196]
Nom scientifique 

Anagrammes  10  intsy, tsiny

Mis à jour le 2020/07/31