| Entrée (1/3) | 1 fanjakana |
| Radical | 2 zaka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin' ny tany iray; fifehezana, fandidiana, fanapahana: Nandroso izaitsizy ny teto Imerina ta min' ny fanjakan' Andrianampoinimerina. / Didim-panjakana izany ka tsy azo lavina Ny tany entina na fehezin' ny mpitondra iray: Nanitatratsy hita velively ny fanjakany io mpitondra io Fizakana: Nisy fotoana tamin' ny tantaran' izao tontolo izao nisian' ny atao hoe fanjakandehilahy. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 A kingdom, the government, honour, dignity, privilege, an hereditary possession. [1.2] 6 government; the administration [1.7] |
| Explications en français |
7 le royaume, le gouvernement, le règne, l'administration; le temps, le lieu [1.3#866] 8 gouvernement; l'administration; règne, royaume [1.8] 9 état [1.13] |
| Exemples |
10 Ho anao ny tany sy ny fanjakana.
[2.508]
11 Nifarana teo ny fanjakana Malagasy. [2.113] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 14 16 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 15 Politique |
| Entrée (2/3) | 16 fanjakana |
| Radical | 17 jaka |
| Partie du discours | 18 nom |
| Explications en malgache |
19 Fanolorana jaka, dia ilay nofon-kena masaka nialin-taona ifanomezana raha fandroana ho mari-pihavanana [1.1] |
| Explications en français |
20 l'action d'offrir des étrennes, le temps des étrennes [1.3#290] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 23 4 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 24 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (3/3) | 25 Fanjakana |
| Mots élémentaires | 26 fanjakana |
| Partie du discours | 27 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
| Vocabulaire | 28 Géographie: agglomérations |
| Anagrammes | 29 fanjakana, Fanjakana, 30 fanjanaka |
| Mis à jour le 2025/10/14 |
|