|
|
|
|

Teny iditra1 fahavelony
Singan-teny  2faha~, 3velona
Sokajin-teny  4 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  5at the time when one was living: Fahavelon-dRadama (During Radama's life). [1.2#146]
6during the lifetime of such a one. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7du vivant de.... [1.3#136]
8durant la vie de ..., au temps de. [1.8]
Ohatra  9 tsy tadidiko fa fahavelon' i Neny izany [2.5#137]
10 Nanao fafana no raharahan-dRatompokolahy fahavelony. [2.529#]
11 Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy? [2.470#78]
Haiendriteny 
12 Tsotra :
13 Ny ankehitriny :
Kamban-teny rehetra  14fony fahavelony

Fivaditsoratra  15 fahavelony, 16 fehy volana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08