|
|
|
|

Entrée1  elanelana (elana)
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
Explications en malgache  7  Ny afovoany: Ny fanondroadala dia eo anelanelan' ny fanondro sy ny monarapoana
8  Ny tsy itoviana: Ny elanelan' ny 9 sy ny 4 dia 5
9  Halaviran-toerana mampisaraka zavatra na tanàna anankiroa Be elanelana loatra ireto andry ireto: Ohatrinona ny elanelan' Antananarivo sy Ambohimanga?
10  Ny eo afovoan' ny roa tonta ka tsy momba ny atsy na iroa: Aoka fa ianao no ho elanelan' ny adinay [1.1]
Explications en anglais  11  the time or place between; a go-between [1.7]
Explications en français  12  intervalle de temps ou d'espace [1.8]
Exemples  13  Ny lalambe no elanelana ny tsena sy Ambohitsorohitra. [2.48]
14  Nahoana moa raha izaho no atao elanelana mampiray anareo? [2.499]
15  Tsy ampy halainao indroa alina intsony izany elanelana izany. [2.643]
Morphologie 
16  Simple :
Synonymes  17  elakelaka
Analogues  18  elanelana, alanalana, ebanebana, evanevana, tsy an' ny atsy tsy an' ny aroa, tsy momba ny atsy tsy momba ny aroa, aloalo, tamotamo elanelan-tsoratra
Mots composés 
Proverbes  25  Proverbes contenant le mot elanelana

Mis à jour le 2023/06/15