| Entrée (1/5) | 1 aloalo | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Tsanganan-kazo fisaka voasokitra atao haingom-pasana any amin' ny foko Mahafaly (ny ahitana azy betsaka dia eo anelanelan' ny ony Onilahy sy ny tanànan' i Beloha) [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a grave ornament carved from wood (southwest). [1.7] | 
| Explications en français | 5   ornement de tombeau en bois (sud-ouest). [1.8] | 
| Exemples | 6   Nony maty anefa Rasomotrarindrano, dia nantsoina ny vahoakan'i Vohimena (izay noheverina fa efa lovan'Andrianantara II) mba hanao levenana (fanaovana aloalo sy vatomasina), kanefa nandà i Vohimena.
[2.508#] | 
| Tous les mots composés | 7 aloalon-tany aman-danitra | 
| Entrée (2/5) | 8 aloalo | 
| Partie du discours | 9 nom | 
| Explications en malgache | 10   Teny fampiasa indrindra amin' ny asan' ny fanenomana: aloalom-poly [1.1] | 
| Tous les mots composés | 11 aloalom-poly | 
| Entrée (3/5) | 12 aloalo | 
| Partie du discours | 13 nom | 
| Explications en malgache | 14   matoatoa [Taimoro]
 [1.78] 15 aloka, fanahy [Sihanaka] [1.78] | 
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (4/5) | 17 aloalo | 
| Partie du discours | 18 nom | 
| Explications en anglais | 19   a fosse, a ditch, a precipice. (Prov.) [1.2] | 
| Explications en français | 20   précipice. [Tankarana]
 [1.19] | 
| Synonymes | 21 alo | 
| Entrée (5/5) | 22 aloalo | 
| Partie du discours | 23 nom | 
| Explications en malgache | 24   Ako [Taisaka, Bara]
 [1.78] | 
| Anagrammes | 25 aloalo, 26 laolao | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |