Entrée dio
Partie du discours nom
Explications en malgache Tsy fisiana loto na pentina; fangarangaranana sy tsy fananan-tsiny na kilema; tsy fifangaroana amin-javatra hafa: Tsy mbola mahafa-po ahy ny dion' itỳ vilia itỳ [1.1]
Explications en anglais cleanliness, purity, brightness. Lio is used in some provinces for dio [See note to diavolana] [1.2]
 cleanliness [1.7]
Explications en français propreté [1.8]
 corps à l'état pur [1.13]
Dérivés 
Toponymes 

Anagrammes ody

Mis à jour le 2020/07/31