|
|
|
|

Teny iditra1  fandiovana
Fototeny  2 dio
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asa atao hanadio [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L’action de nettoyer, la purification, ce avec quoi on purifie [1.3#106]
Ohatra  6  Io no atao hoe afo fandiovana! [2.529#]
7  Mampiseho ny fijalian' ny kristianina mijaly ao amin' ny afo fandiovana iry. [2.470#]
8  Dia ny fandiovana azy amin' ny asidra, tahaky ny famotsiana azy amin'ny voasary. [2.366#]
Tsipelina hafa  9 fanadiovana
Kamban-teny rehetra  10 afofandiovana

Fivaditsoratra  fandiovana, 11 ifandovana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09