|
|
|
|

Teny iditra1  diovina
Fototeny  2 dio
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Sasana, atao afa-doto: Diovy ny akanjonao fa fety rahampitso / Diovy ny fonao
5 Fotsina: Efa nodiovin' ny miaramila ve ny benitra?
6 Nangalarana, atao mafafa: Nodiovin' ny dahalo ny tanàna tao Ananona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be cleansed, to be purified [1.2]
8 to be cleaned [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on nettoie, qu'on purifie [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14 andiovy, diovina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12