|
|
|
|

Teny iditra1 fahadiovana
Fototeny  2dio
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Mahafinaritra ny fahadiovan' ny tanàna. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5cleanliness, purity. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6propreté. [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
7pureté. [1.3, 1.8]
8clarté, innocence. [1.3]
Ohatra  9 Ilaina ihany koa ny fampahatsiahivana ny valalabemandry eo amin' ny fahadiovana sy ny fahavarana ny toerana onenana. [2.470]
10 Nahafinaritra ahy i Masy, kanefa dia izay ihany, fa tsy mbola fantatro taminy ny tena fitiavana, na dia nanosy ny fahadiovany aza aho. [2.471]
Haiendriteny 
11 Tsotra :
12 Tovonana :
Tovy hevitra  13hadio, hadiovana
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  15Randzavola: fahadiovana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02