|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  dada
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fiantsoana na filazana ny ray niteraka: tsy hisaraka aminao aho, ry dada. / Nankaiza àry i dada izay?
4 teny entina manaja ny lehilahy be taona, tokotokony ho rain' ny tena: Hialoha lalana anao aho, ry dada, fa aza fady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 father, dad [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 père [1.8]
Ohatra  7  Manao ahoana i dada? [2.4#]
8  Nomen' i dada azy ny adiresiko. [2.472#]
9  Tao an-trano nivazavaza foana i dada. [1.369#]
Tovy hevitra  10 aba, ada, baba, ikaky, ray
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/6)13  dada
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Dihy tsinjaka mitsamboamboatra arahin' ny amponga, izay fanaon' ny lehilahy ihany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 a mode of dancing, in which the feet are made to imitate the beating of a drum [1.2]
Voambolana  17  Kilalao
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/6)19  dada
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 adaladala [Tambahoaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  22 un peu fou, bête, cf. dahidahy [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  23 dadoa

Teny iditra (4/6)24  dada    
Sokajin-teny  25  anarana (lahy)
Fanazavàna teny frantsay  26 hevi-mahazatra, hevi-tiana [1.66]

Teny iditra (5/6)27  dada    
Sokajin-teny  28  anarana (lahy)
Fanazavàna teny frantsay  29 (fitenin' ankizy) soavaly [1.66]

Teny iditra (6/6)30  Dada
Singan-teny  31 dada
Sokajin-teny  32  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  33  Haisoratra: boky
Mpanoratra  34 Solonomenjanahary Ranivoarisoa

Fivaditsoratra  dada, Dada

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21