|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 baba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ray
[Bara, Sihanaka, Tanosy]
[1.78] 4 dada [Bara, Betsimisaraka, Sihanaka, Tanosy] [1.78] 5 Ray, dada (teny efa tranainy, nefa mbola fampiasa ankehitriny any anindrantany: Baba sy nindry 6 Lehilahy efa antitra dia antitra, konka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 father
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 (vieux mot). Papa
[1.3] |
| Ohatra |
9 tsy tiako akory izany, ry baba.
[2.69#]
10 maty aho ty baba, maty aho ty neny! [2.606#] |
| Voambolana | 11 Fifandraisana: fianakaviana |
| Tovy hevitra | 12 aba, ada, dada, ikaky, ray |
| Mpanahaka | 13 aba, 14 kaky |
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 16 baba |
| Sokajin-teny | 17 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Tsara tarehy, kanto (tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny mpisolo anarana fanao tovana ny: Babany izany raha tarehin' olona
19 Tsy leo amin' ny zavatra ataony, manan-daza, manehoeho [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 an expression of surprise mingled with pleasure. Beautiful! capital! Famous! [Swa. Beba, root of verb with the same meaning.]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 Beau, magnifique, fameux
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 22 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 23 baba |
| Sokajin-teny | 24 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 miharihary
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 26 baba |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
28 jereo babaka
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|