|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  kaky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 (ny fampiasa matetika dia Ikaky) Teny entina miantso ny ray: Maty aho, ray Kaky ama-Neniko
4 Teny fanajana entina milaza ny ray na ny olona azo heverina ho toy ny ray: Eto angaha Ikaky mipetraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 père. [Tankarana] [1.19]
Ohatra  6  Inona izato entinao, ry kaky? [2.298]
7  Vonjeo aho rey kaky aman-draneniko! [2.4]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana

Teny iditra (2/4)9  kaky
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 voankazo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  12 kaki [1.13]
13 (du nom japonais kaki, repris par les Français). Diospyros kaki L.f. (Ebenaceae). Arbre fruitier originaire du Japon. Introduit et cultivé sur les plateaux. Fruits comestibles. [Merina] [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry: voankazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)16  kaky
Sokajin-teny  17  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  [1.78]

Teny iditra (4/4)18  kaky
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 Vifotsy: Tafo kaky [Bara] [1.78]
Voambolana  21  Simia
Tovy hevitra  22 aky

Fivaditsoratra  kaky, 23 kika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17