|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ikaky |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Idada: Maty aho, ry Ikaky sy Ineny
4 Teny iantsoana na ilazana ireo lehilahy efa zokiolona mba ho fanajana azy: Menatra anao aho, ry Ikaky, fa aza dia dokadokafanao ~ Dia nandeha Ikaky Rabe ka tonga teny an-tampon' ny tendrombohitra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a familiar word used in addressing or speaking of old men, my father. [Mal. Ibu kaka, grandparent.]
[1.2] 6 father (a respectful term) cf. dada, ray [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 mon père, notre père ; terme honorifique employé en s’adressant aux anciens ou en parlant des anciens personnages marquants
[1.3] 8 père (terme respectueux); cf dada, ray [1.8] |
| Ohatra |
9 Ho tanteraka tokoa ity ny tsodranon' ikaky.
[2.528]
10 Handrava ny hevitra efa tapak' ikaky sy Ineny! [2.285] 11 ilay zavatray iny r' ikaky, nalain' ny mpanjaka. [2.606] |
| Voambolana | 12 Teny fanajana 13 Fifandraisana: fianakaviana |
| Tovy hevitra | 14 aba, ada, baba, dada, ray |
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 akiky, Ikaky, 18 kaiky, 19 kiaky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|