|
|
|
|

Entrée (1/3)1  antoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  fiantsoana ho tsaraina [Taimoro] [1.78]
4  Fiantohana, izany hoe fanondroana zavatra ho solon' ny zavatra iray raha toa misy fahaverezany na fahasimbany itỳ faharoa: Tsara antoka ny famantaranandronao fa mandria ivohon' ny vato
5  Zavatra na vola izay tanana raha tsy voaloa ny vola nosamborina: Anto-bolan' olona io trano io ka tsy azonao vidina
6  Andraikitra: Antokao raha tsy vita ara-potoana itỳ trano itỳ
7  Adidy: Antoky ny ray aman-dreny ny fianaran-janany [1.1]
Explications en anglais  8  pledge [1.2, 1.7]
9  surety, surety-ship, responsibility. See adidy, andraikitra [1.2]
10  a guarantee; insurance [1.7]
Explications en français  11  assentiment donné en levant la tête, appel en baissant la tête [1.3]
12  caution, garantie [1.8, 1.13]
13  assurance [1.8]
14  sécurité, gage, hypothèque, aval [1.13]
Exemples  15  Azony antoka fa tsy hamitaka azy na oviana na oviana ny vadiny. [2.470]
Morphologie 
16  Simple :
Dérivés 
17  Verbes actifs :
18  Verbes passifs :
19  Verbes relatifs :
20  Noms :
Mots composés 
Article  28  Randzavola: antoka na tsatoka ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/3)29  antoka
Partie du discours  30  nom
Explications en anglais  31  a nod of assent. [1.2]
Morphologie 
32  Simple :
Dérivés 
33  Verbes actifs :
34  Verbes relatifs :

Entrée (3/3)35  antoka
Partie du discours  36  nom
Explications en malgache  37  tsatokazo [Tambahoaka] [1.78]
Explications en anglais  38  same as antoko, a trivet. See toko. [Provincial] [1.2]

Anagrammes  39  akaton, akotan, antoka, atakon, atokan, atonak, kantao, katona, kotana, naatok, nakato, nakota, natako, natoka, takona, tanako, tokana, tonaka, tonàka

Mis à jour le 2024/08/15