|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miantoka (antoka)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Milaza ny tena ho tompon' andraikitra momba ny zavatra Iray raha very na simba na tsy vita araka ny fifanarahana fo zavatra io, ka manao izay hiverenany na hahavitany: Aza matahotra ianao fa izaho no miantoka ny volanao nosamborin-dRakoto [1.1]
4  Milaza fa ny tena no tompon' andraikitra momba ny toetran' olona iray na zavatra iray: Izaho no miantoka io voampanga io fa aoelao aloha izy hody any amin' ny fianakaviany [1.1]
5  Mandray ho andraikitra ny fandoavana ny vola lany: Tsaboy tsara ity marary ity fa izaho no hiantoka izay lany [1.1]
Explications en anglais  6  To be surety for. [1.2]
7  To guarantee; to carry the expense of; to insure, to go good for [1.7]
Explications en français  8  Garantir; se charger des frais de; assurer [1.8]
Exemples  9  Fantatro anefa fa tsy miantoka na inona na inona izany. [2.472]
10  Miasa andro aman' alina ny sambo amin' ny fanondranana entana, saingy efa-dahy izahay no miantoka ny fanisana entana, ka roa lahy isaky ny miditra. [2.471]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot miantoka

Entrée (2/2)16  miantoka (antoka)
Partie du discours  17  verbe actif
Explications en anglais  18  To nod assent. [1.2]
Morphologie 
19  Présent :
20  Passé :
21  Futur :
22  Impératif :

Anagrammes  23  manotika, miantoka, mikatona, mikotana, mitakona, mitokana, mitonàka

Mis à jour le 2024/08/15