Entrée akondro
Partie du discours nom
Explications en malgache Hazo fihinamboa, boribory ny vatany, mitapelaka boribory lavalava ny raviny, ny voniny fotsy madinidinika ary ny voany, bontolontolo lavalava, mitandahatra mikambana ho lafitra, izay miisa maromaro manodidina ny tahom-boany milofika miafara amin' ny emboka. Voankazo mamy ny akondro, tsy mba misy olitra na biby, vokatra mandavan-taona ary saika maniry eran' ny nosy, porofoin' ny fisian' ny anarany samy hafa hatraiza hatraiza: fontsy na ontsy, katakata, kida, anampisaka, kimalao... Misy karazany maro ny akondro: afontsy, batavia, boroboaka, mavokely, ranjalia, sarika, tsiemeroa, tsilavonomby [1.1]
Explications en anglais The banana tree; the fruit of the banana. The stem, after being chopped, is given to oxen as food. The ashes obtained from burning the root are used in soapmaking. Musa sapientum, L., and M. paradisiaca, L. Same as ontsy (Sak.), and otsy (Bets.). The plantain tree and its fruit. [Mal. gala (?); Jav. gadang (?); Larika kora (?); Swa. mkanga; Taparua kala (?).] [1.2]
 A banana [1.7]
Explications en français Banane [1.8]
 Banane [1.13]
  [Bara, Betsileo, Merina, Sakalava, Tankarana, Tsimihety] (du souahéli mkungu). Nom général des Bananiers : Musa sapientum L., Musa paradisiaca L., etc... (Musaceae). L'étude systématique des variétés cultivées à Madagascar reste à faire. Nous donnons ci-dessous la liste des variétés distinguées par le Malgaches en Imerina et dans le Betsileo :
[Betsileo] Akondro afontsy
[Merina] Akondro fontsy
[Merina] Akondro fontsilahy
[Betsileo] Akondro baraba
[Merina] Akondro barabahy
Akondro batavia (variété naine peut être introduite récemment de Java ?)
[Merina] Akondro boroboaka
[Merina] Akondro felatanamamba
[Merina] Akondro fody
[Betsileo] Akondro fohy
[Betsileo] Akondro kida
[Merina] Akondro mahia
[Merina] Akondro maitso-masaka
[Betsileo] Akondro manarolahy
[Merina] Akondro mavokely (petite banane à peau jaune, très savoureuse)
[Merina] Akondro ranjalia
[Betsileo] Akondro somandraraebo
[Betsileo] Akondro tsiananandroa
[Merina] Akondro tsianemboka
[Merina] Akondro tsiomeroa (variété à très gros fruits, à manger cuite)
[Merina] Akondro tsilavonomby
[Betsileo] Akondro via
Les bananes jouent un grand rôle dans l'alimentation malgache. Elles ont fait à certaines époques l'objet d'une commercialisation importante en vue de l'exportation, surtout aux environs de Tamatave, principal port de la Côte Est. [1.196]
Nom scientifique Musa paradisiaca, Musa sapientum
Exemples 
1Koba, akondro, mofogasy no hozarainy ho an-janany. [2.470]
2Rahefa mamangy izy dia mba mitondra fary, na akondro. [2.472]
Vocabulaire 
Dérivés 
Synonymes ontsy
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Toponymes 
Analogues  akondro sarika ~ katakata ~ kida ~ kida ~ mofo akondro endasina
Proverbes 
Illustrations 

Entrée Akondro
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Coordonnées -21.85, 46.7666667

Entrée Akondro
Partie du discours nom
Noms locaux 
Akondro barabaha ambarabahy
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11