|
|
|
|

Entrée1  firapotsy
Mots élémentaires  2  firaka, 3  fotsy
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  [1.1] Karazam-piraka faninginana
6  [1.13] Antsoina hoe koa kasia malandy
7  [1.1] Karazam-piraka faninginana.
Explications en anglais  8  [1.2] [fira-potsy] A white kind of lead.
9  [1.7] [fira-potsy] tin
Explications en français  10  [1.8] [fira-potsy] étain
11  [1.13] étain
International  12  [3.1] Sn
Exemples  13  [2.503#] Ary toy izany avokoa ny vokatra aondran'ny zanatany rehetra ho any ivelany, manomboka amin'ny voankazo ka miafara any amin'ny firapotsy.
Vocabulaire  14  Chimie
Autres orthographes  15  firapotsy
Tableaux et planches  16  Table périodique

Mis à jour le 2025/09/12