Entrée | 1 firapotsy |
Mots élémentaires | 2 firaka, 3 fotsy |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 [1.1] Karazam-piraka faninginana 6 [1.13] Antsoina hoe koa kasia malandy 7 [1.1] Karazam-piraka faninginana. |
Explications en anglais |
8 [1.2] [fira-potsy]
A white kind of lead. 9 [1.7] [fira-potsy] tin |
Explications en français |
10 [1.8] [fira-potsy]
étain 11 [1.13] étain |
International |
12 [3.1] Sn |
Exemples |
13 [2.503#] Ary toy izany avokoa ny vokatra aondran'ny zanatany rehetra ho any ivelany, manomboka amin'ny voankazo ka miafara any amin'ny firapotsy.
|
Vocabulaire | 14 Chimie |
Autres orthographes | 15 firapotsy |
Tableaux et planches |
16 Table périodique |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |