Entrée firaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny ilazana metaly roa samy hafa dia ny firapotsy, izay azo fisahina manify dia manify ka ampiasaina ho famonosan-kanina mora simba, ary ny firamainty, ampiasaina indrindra hanaovana tantirano. [1.1]
Explications en anglais Lead, pewter [Malay perak, silver?] [1.2]
Explications en français Nom générique du plomb et de l'étain, petits grains d'étain intercalés dans les tissus comme ornements.Fig. fausse monnaie [1.3]
 Nom générique du plomb firamainty et de l'étain firapotsy. [1.5]
Exemples 
1firaka no nentin' ialahy, hoy i Naboto nihoraka. [2.117]
2Ny arindrano mirongo firaka tany aloha sy ny akanjo migalom-bolafotsy ankehitriny, i [2.346]
3Izao re no bikako, izao no tarehiko : nony tanimanga aho dia notefena, nony firaka aho dia mba narendrika. [2.857]
4Tarsisa nifampivarotra taminao, tamin' ny hareny isan-karazany: volafotsy, vy, fira-potsy amam-pira-mainty, izay nataony vidin' ny entanao [2.996]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : firaka, fira-
Préfixée : -piraka, -pira-
Mots composés 
Analogues  Pb ~ Sn ~ Table périodique
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11