|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Betsimisaraka |
| Singan-teny | 2 be, 3 tsy, 4 misaraka |
| Sokajin-teny | 5 anaram-poko |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Foko lehibe, monina amin' ny tandavan-demaka mahatratra 50-60 km ny sakany manaraka ny morontsiraka atsinanana hatrany amin' ny reniranon' i Bemarivo, avaratra, ka hatrany amin' ny onin' i Mananjary, atsimo (800 km eo ho eo). Mizara roa ny Betsimisaraka: ny tavaratra (Maroantsetra, Fenerivo, Soanierana-Ivongo); ny tatsimo : (Toamasina, Vatomandry, Mahanoro, Andevoranto)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 The name of the tribe inhabiting part of the east coast, north and south of Tamatave.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 nom d'une population de la côte est de Madagascar (ville principale: Tamatave)
[1.5] |
| Ohatra |
9 Manao ahoana ny fandraisan' ny betsimisaraka azy?
[2.270]
10 Nataon-dRamaromanompo renivohitr' i betsimisaraka Fenoarivo. [2.113] 11 Finaritra ianareo ? hoy ilay Betsimisara-dahy nony tafapetraka ny vahiny [2.529] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 13 Tantara: firenena |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 15 Soratra misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
16 Tenim-pirenenana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|