|
|
|
|

Teny iditra1  Tatsimo
Singan-teny  2 t~, 3 atsimo
Sokajin-teny  4  anarana na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Olona na foko avy any amin' ny faritra atsimo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the south people [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 les gens du sud [1.8, 1.5]
Ohatra  8  Tsy maintingoro io fa menarana tsotra, hoy kosa ireo tatsimo. [2.643#57]
9  Foko telo ny mponina tamin' izany : Ny Tavaratra Ny Tsikoa Ny tatsimo. [2.113#21]
10  Teo aloha dia nataon' ny olona tatsimo fa ny soavaly dia songomby avy tany an-dafy; [2.69#197]
Mpanahaka  11  tandrefana, 12  tatsinanana, 13  tavaratra

Fivaditsoratra  14 stômaty, Tatsimo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02