|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Tavaratra
Singan-teny  2 t~, 3 avaratra
Sokajin-teny  4  anarana na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza ny olona avy any avaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the north people [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 les gens du nord [1.8, 1.5]
Ohatra  8  Foko telo ny mponina tamin' izany : Ny tavaratra, Ny Tsikoa, Ny Tatsimo [2.113#21]
9  Ny maintingoro tsy misehoseho foana fa ao raha, hoy ireo Betsimisaraka tavaratra. [2.643#57]
10  Tonga nananika an'Ambohitrabiby ny Sihanaka sy ny Bezanozano nampian'ny tavaratra. [2.508#342]
Mpanahaka  11  tandrefana, 12  tatsimo, 13  tatsinanana

Teny iditra (2/2)14  tavaratra
Singan-teny  15 t~, 16 avaratra
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18 (de avaratra : au nord).
19 Nom général des végétaux qui aiment le nord, c'est-à-dire l'exposition la plus ensoleillée, nous sommes dans l'hémisphère sud et le soleil passe au nord à midi.
20 Suivant les dialectes, ce nom a été relevé pour :
21 Antidesma petiolare var. brachyscyphum (Baker) Leandri (Phyllanthaceae). Petits fruits charnus, comestibles, utilisés aussi pour produire de l'alcool après fermentation ; Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae). Réf. Service Forestier 8357. [Tankarana]
22 Potameia crassifolia Kosterm. (Lauraceae). [Sihanaka]
23 Potameia incisa Kosterm. et Beilschmiedia madagascariensis (Baill. ) Kosterm. (Lauraceae). [Betsimisaraka]
24 Potameia rubra Kosterm. (Lauraceae) ; trichilia ou Astrotrichilia sp. (Meliaceae). Réf. Service Forestier 14165 ; voir aussi tavaratrafotsy, Clerodendrum macrocalycinum Baker et Clerodendrum arenarium Baker (Lamiaceae).
25 Arbustes à fleurs très décoratives. [Bezanozano]
26 Potameia chartacea Kosterm. (Lauraceae). [Tanala]
27 Potameia reticulata Kosterm. (Lauraceae). [Betsileo]
28 Ravensara perrieri Dubard & Dop (Lauraceae). [Bara] [1.196]
Voambolana  29  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  Tavaratra, tavaratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21