Index

Proverbes : tsy tambo

Proverbe 1Be ny riaka, tsy tambo ny ranomasina : izay misy harana my no malaza. [1.147 #B6]

Proverbe 2Ny bary maso tsy tambo hanafatra, ka ny koro sofina indray no hampitamby? [2.558 #2913]

Index