|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 -bary
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe vary

Teny iditra (2/2)3 bary
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5Enti-milaza ny maso misokatra sy mihiratra tsara ary falifaly: Bary maso. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6fine, large, brilliant, used of the eyes.. [1.2]
7open and expressive (of the eyes). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8ouverts et expressifs (se dit des yeux). [1.3, 1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Tovy hevitra  14baribary
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 bary, 18 bira, 19 Raby, 20 ribà, riba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02