|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 baribary |
| Fototeny | 2 bary |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 mitovy hevitra amin' ny bary
5 enti-milaza ny maso misokatra sy mihiratra tsara ary falifaly: Baribary maso [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 large, full, well-made, clear, conspicuous
[1.2] 7 open; evident, known [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 évident
[1.3, 1.8] 9 ouvert en grand [1.3] 10 grand ouvert [1.8] |
| Ohatra |
11 Ary sao mba efa nojeren'ireo masony baribary ialahy?
[2.895]
12 Toa vao mainka nahabaliaka ny masony baribary ny fiantefan' ny mena midorehitra teny amin' ny molony nifangala-doko tamin' ny lamba teny an-kodiny. [2.529] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 23 bary |
| Fivaditsoratra | baribary, 24 ribariba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|