Entrée malaza (laza)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985 page 563] fantatran'olona betsaka hatraiza hatraiza: Olo-malaza eto amin'ny faritany Ingahy Rabehevitra
¶ Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy: Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ
Mitovy hevitra: be voninahitra ~ iray toa zato ~ manan-daza ~ mandeha laza ~ manehoeho ~ manetriketrika ~ tsy leo laza
Explications en anglais  [Richardson 1885] renowned; notorious
Explications en français  [Abinal 1888 page 395, Rajaonarimanana 1995] célèbre
  [Abinal 1888 page 395] renommé, fameux
  [Rajaonarimanana 1995] réputé, animé
Morphologie 
malaza
malazako
malazanao
malazany
malazanay
malazantsika
malazanareo
malazan'
malazam-
nalaza
nalazako
nalazanao
nalazany
nalazanay
nalazantsika
nalazanareo
nalazan'
nalazam-
halaza
halazako
halazanao
halazany
halazanay
halazantsika
halazanareo
halazan'
halazam-
Mots composés, titres, noms 
 
Exemples 
1 [Fagereng: Tantara, page 77] Iza no mpanoratra malaza fantatrao?
2 [Rabary: Daty, page 181] Harriet Newell, Misionera malaza koa.
3 [Rakotozafy: Ratsimba, page 100] Olona malaza tokoa Andrianampoinimerina.
4 [Rahajarizafy: Kabary, page 85] Izao kosa no kabary malaza nahatonga an'i Tsianolondroa.
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot malaza (4): Alarobia-Antanamalaza, Andranomalaza, Sahamalaza, Vohimalaza

Mis à jour le 2020/11/15