Entrée manehoeho (ehoeho)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Maneno mafy ka re lavitra; mirehondrehona: Nanehoeho teny an-dohasaha ny feon' ny anjely ny alin' ny nahaterahan' ny Mpamonjy
¶ Mahoraka sy re laza amin' ny harena sy ny voninahitra na ny fahaizana: Manehoeho eran-tany ny lazan' io mpitondra fanjakana io [1.1]
Explications en anglais to resound [1.7]
Explications en français résonner [1.8]
Morphologie 
manehoeho
nanehoeho
hanehoeho
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20