|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mihazo | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Tsy mety raha hitarika amboa mihazo ity, fa nony mitondra hena nivily lalana. [2.558]
Tsy mety raha mitarika amboa ; mahazo ity ; fa nony mitondra hena, mivily lalana. [2.653] Tsy mety raha mitarika amboa : mandalo tanàna, fa nony mitondra hena mivily lalana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|