Entrée mihazo (hazo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandalo toerana iray: Nihazo taty izy omaly
Manohy ny dia amin' ny lalana hafa: Nihazo tamin' irý lala-mihoatra irý izy fa tsy nanaraka ny arabe akory [1.1]
Explications en anglais To pass by way of [1.7]
Explications en français Passer par [1.8]
Exemples Rasoa moa nihazo ny magazay ambadiky ny tsena, Ravokatra kosa, namakivaky ny fihaohaon' ny vahoaka. [2.470]
Morphologie 
Présent : mihazo
Passé : nihazo
Futur : hihazo
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/09/12