Entrée | amboa | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Définition malgache | [Taisaka] alika [Rakotosaona 1975] | ||||
Biby mampinono, homan-kena, mizara ho karazana telo: mpiandry tanàna, mpihaza, mpanjohy ny olombelona. Mety ho velona hatramin' ny roapolo taona ny amboa; ny filaza ny feony dia ireto avy: mivovò, minaonaona, mitomany valala. Ny amboa dia lazaina koa hoe alika, izay fampiasan' ny olona matetitetika kokoa ankehitriny, nefa ny amboa no tena malagasy hiringiriny, ka ny ahatsapana izany dia ny habetsahan' ny ohabolana misy ny teny hoe amboa, izay bebe kokoa noho ny izay ahitana ny teny hoe alika /m:defs> | |||||
Traduction anglaise | a dog. [Swa. mboa, a dog.] [Richardson 1885] | ||||
a dog (a Bantu word) [Hallanger 1973] | |||||
Traduction française | chien [Rajemisa: Vakoka, SLP 1986] | ||||
chien (mot bantou) [Hallanger 1974] | |||||
Vocabulaire | Zoologie: mammifères | ||||
Dérivations |
| ||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||
Analogues | alika ~ fandroaka | ||||
Exemples |
| ||||
Citations | Proverbes contenant le mot amboa | ||||
Articles | Randzavola: alika sy amboa ao amin' ny Baiboly | ||||
Toponymie | |||||
Entrée | amboa | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Traduction française | Se disait de gens éhontés [Veyrières 1913] | ||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |