Entrée |
amboamboa
(amboa)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Enti-milaza fitomboan' ny vatana izay mihadongadonga na botrabotra, indrindra fa eo amin' ny zazakely Enti-milaza ankizy kely dongadonga, botrabotra, ka tsy mahalala izany hoe tsy mitafy akory
[1.1]
|
Explications en français | [duplicatif fréquentatif] Petits enfants dodus, ou qui ignorent la modestie [1.3]
|
Exemples | Tsy azo dokafana ho mahafinaritra koa ny zazakely, sahala amin'ny fanaon'ny Malagasy maro ihany, fa haratsiana hoe "amboamboa kely" mba hirariana azy ho velona soa aman-tsara ary tsy halain' ny fanahy ratsy.
[2.606]
|
Mots composés |
|
|