| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : mahatsindry
|
|
|
| Ohabolana 1 | Boka manankarena, ka ny hafaliana tsy mahatsindry ny alahelo. [2.415 #1954, 2.653 #780]
Boka manankarena, ka ny harena tsy mahaleo ny alahelo. [2.558 #911]
|
| Dikanteny frantsay | Le lépreux peut devenir riche, mais aucune joie ne saura tempérer sa tristesse. [2.415 #1954]
|
| Fanazavana frantsay | Il ne peut y avoir de joie pour le lépreux. [2.415 #1954]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Ny fo rano mafana, ka izay tsy mahatsindry azy no mainy. [2.558 #3012]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|