|
|
|
|

Teny iditra1  hafaliana
Fototeny  2 faly
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 gladness, enjoyment, rejoicing, pleasure. [1.2]
Ohatra  5  Mahatsiravina ny hafalianareo! [2.5]
6  Endrey ny hafalian' i Bina tamin' ity maraina ity! [2.499]
7  Tsy hafalieko izaho irery hoy izy fa hafalieko sy hianareo, satria nikororo-bary isika ka sendra rivotra [2.59]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :
Voambolana  10  Ontam-po
Tovy hevitra  11 fahafaliana
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09