Entrée | alahelo | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en malgache | Fahoriana, fijalian-tsaina amam-panahy: Latsaka ao anatin' ny alahelo lalina izy ~ Manala alahelo olona ¶ Fisehoana manjonitra: Endrey! izany alahelony nandre ny nahafatesan-dreniny! ¶ Hanina olon-tiana: Matin' alahelo mihitsy i reniny ¶ Sorisory, tsy fahafaliana, fitarainana: Niteraka alahelo ho azy ny teninao anikeheo ~ Raha ananan' olona alahelo ianao, mitadiava hihavana aminy [Rajemisa 1985] | ||||||
Explications en anglais | sorrow ¶ poverty [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||||
Grief, depression of spirits, melancholy, dejection; longing after, grieving for ¶ penury [Richardson 1885] | |||||||
affliction [Hallanger 1973] | |||||||
Explications en français | tristesse, chagrin [Hallanger 1974] | ||||||
Vocabulaire | Emotions | ||||||
Dérivations |
| ||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||
Exemples |
| ||||||
Citations | Proverbes contenant le mot alahelo | ||||||
Mis à jour le 2022/04/21 |
![]() |