Entrée |
alahelohelo
(alahelo)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [duplicatif diminutif] [Abinal 1888]
|
Dérivations |
Morphologie |
alahelohelo
alaheloheloko
alahelohelonao
alahelohelony
alahelohelontsika
alahelohelonay
alahelohelonareo
alahelohelon'
alahelohelon-
alahelohelom-
| |
|
Exemples | tsy mba malahelohelo izy ka milaza ny tenany hoe " ory " na " manina " - ary eo no tsy maha-romantika azy velively - nefa kosa tsapa fa toa misy alahelohelo misoko toa manenika ny tena amin'ny teny ampiasainy [Rajemisa: Fiteny 4, page 44]
|
|