|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana misy ny teny hoe : lovoka

Ohabolana 1Tantamo an-dovoka ñy olona: vany mitsivaka tahatra ñy hisaraka. [2.165]
Tantamo an-dovoka : vahatry ny mitsivaka tahatry ny hisaraka. [1.147 #T36]
Fanazavana malagasyTatamo an-dobo ny olona: aleony mitsivaka toy izay misaraka. [2.165]

Ohabolana 2Tavoangy ranizina latsak' an-dovoka : alain-tsy azo, avela tsy foy. [1.147 #T50]

Ohabolana 3Voay lahy tsy miara-lovoka (rano lalina). [2.165]
Voay lahy tsy miray lovoka. [1.147 #V75]
Fanazavana malagasyVoay lahy tsy miara-mitoetra. + Lovoka dia anarana iantsoan' ny Betsimisaraka ny rano lalina maizim-be izay heveriny ho tranon' ny voay. [2.165]

Fizahan-teny