|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lalina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza izay misy elanelany be ny tampony na ny vavany sy ny fanambaniny na ny vodiny: Lalina itỳ rano ity ~ Latsaka tao anaty tevana lalina izy
4 Mangitsokitsoka
5 Enti-milaza teny na hevitra voafototra tsara, tsy misafosafo ivelany fotsiny: Lalina ny hevitra naposak' ilay mpandahatra
6 Fatratra, mahatalanjona, lehibe: Lalina izy raha hikabary ~ Lalina ny fahoriana nahazo azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 deep [1.2, 1.7]
8 profound [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 Profond au physique et au moral, fameux, fort, éminent, extrême en son genre [1.3]
10 profond [1.3, 1.8]
Ohatra  11  Tsy lalina ilay lava-bato, ka tafiditra tsara tao ny fahazavan'ny kintana, ary nahazo nijery sy nandinika tsara ny tarehin-dRazaimalala izy. [2.324]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tohi-kevitra  29 marivo
Kamban-teny rehetra  30  Fikambanana 16 amin' io teny io
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)32  lalina
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny frantsay  34 (dans son sens général ce mot, tiré du malais dalam, signifie remarquable, exceptionnel).
35 C'est le nom général des arbres appartenant aux genres
36 Homalium et Bivinia (Salicaceae).
37 Leurs bois durs et de bonne conservation ont en effet d'excellentes qualités. [Tanosy] [1.196]
Voambolana  38  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17