Entrée fandalina (lalina)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina mandalina na mandavaka any anaty tany lavitra any; tomba entina mamototra fatratra
Azo na tsara halalinina: Hevitra fandalina tokoa izany [1.1]
Exemples Noho izany, hanan-danja lehibe eo amin' ny asa ireo fiarahamonina sy harivolana ireo, ka hiantraika eo amin'ny fomba fandalina izany. [2.606]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/04/09