|
|
|
|

Teny iditra1  fandalinana
Fototeny  2 lalina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 l'action d'approfondir [1.3]
Ohatra  5  Ary ny fandalinana amim-boky, azo atao rahefa avy miasa izany. [2.4]
6  Tsy naka sarotra ny Ntaolo na dia sarotiny tamin' ny fandalinana aza. [2.245]

Fivaditsoratra  fandalinana, 7 fandilanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07