|
|
|
|

Teny iditra1  marivo
Fototeny  2 rivo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 akaiky, tsy lavitra [Tambahoaka] [1.78]
5 akaiky, tsy lalina: Ka atrek'etsy atrek'eroa koa jaja eo fa tsy ba marivol any ijay nombany androany ijay (aza alefa atsy sy aroa intsony io zaza io fa tsy mba akaiky anie izay lalana nalehany izay) [Tanala] [1.78]
6 Tsy lalina, tsy lehibe ny elanelan' ny vavany sy ny vodiny; tsy mifanalavitra ny vavany na ny vohony sy ny fanambaniny: Marivo itỳ rano itỳ fa hatreo am-balahana fotsiny
7 Tsy latsaka lalina, manify: Marivo nofo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 shallow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 peu profond [1.8]
Tovy hevitra  10 marivo salosana
Tohi-kevitra  11 lalina
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  marivo, 14 mirova, 15 mivaro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17