Entrée miray (iray)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mikambana: Tsy miray amin' olona ratsy fanahy tahaka an' ireny aho
Miombona zavatra tokana: Miray trano Rakoto sy ny zaodahiny (io hevitra io no hita amin' ny fombam-pitenenana maro toy ny hoe: miray hevitra, miray saina, miray tetika, miray fo, miray asa, miray dia...)
Mikambana amin' ny fanambadiana
Manao tokantranomaso, izany hoe miara-mitoetra tsy araka ny fanambadiana ara-dalàna: Efa telo tanàna izy roa ireo no niray
Mitovy hevitra: mikambana ~ miombona ~ mitambatra ~ mivondrona [1.1]
 Mivady [1.13]
Explications en anglais See Iray [1.2]
 To be united; to be of one mind [1.7]
Explications en français S'unir, être unis; être d'accord [1.8]
 S'accoupler [1.13]
Morphologie 
Présent : miray
Passé : niray
Futur : hiray
Impératif : miraisa
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/09/10