Entrée mitambatra (tambatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mikambana: Mitambatra ao anatin' ity vata ity ny akanjonao
Mitohy, miady: Mitambatra tsara ny hazo nandrafetanao ity latabatra ity
Miharo: Misy hatramin' ny dimampolo ny mpianatra mitambatra ato amin' ity efitrano ity [1.1]
 Tsy misaratsaraka [1.13]
Explications en anglais To join, to be together [1.7]
Explications en français être joint; être réunis: être additionné [1.8]
 En bloc [1.13]
Morphologie 
Présent : mitambatra
Passé : nitambatra
Futur : hitambatra
Impératif : mitambara
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20