Index

Proverbes : hanitra

Proverbe 1Mitentina ody tsy hanitra, mifehy an-doha tsy haingo, fa matoa mitentina ody : marary. [2.558 #2450, 2.653 #1864]
Mitentina ody tsy hanitra, mihefy an-doha tsy haingo : fa matoa mitentina ody, marary. [2.415 #2814]
Traduction françaiseSi on se couvre de remèdes ce n' est pas pour se parfumer ; si on met un bandeau à la tête ce n' est pas pour se parer ; mais si on se couvre de remèdes c' est qu' on est malade. [2.415 #2814]

Proverbe 2Ny haja hanitra, ny heloka mahabe fofona. [2.558 #3022]

Proverbe 3Sakamalao sy havozo, ka samy mitondra ny hanitra ho azy. [2.165 #313, 2.558 #3802]
Sakamalao sy havozo samy manana ny hanitra entiny. [1.1]
Sakamalao sy havozo : samy mitondra ny hanitra ho azy. [2.415 #4587, 2.653 #2833, 1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza zavatra na olona anankiroa samy manana ny hatsarany ka tsy azo atao hoe "itsy ambany noho iroa", fa "angady mondro sy reniakoho ka izay mananda no resy". [1.1]
Enti-milaza zavatra na olona roa samy manana ny maha-izy azy ka tsy misy ambony na ambany; na zavatra samy manana ny toetra azy manokana avy na dia samy tsara aza. [1.1]
Traduction françaiseDu gingembre et de l' anis: ils ont chacun leur parfum. [2.165 #313]
Gingembre et avozo qui sent l' anis : chacun porte son parfum particulier. [2.415 #4587]
Interprétation françaiseLe sens est : chacun a ses qualités. [2.415]

Index