Entrée |
mifaly
(faly)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mampiseho hafaliana amin' ny hira sy dihy
[1.1]
|
Explications en anglais | To rejoice, to show one's joy, to be pleased with. [1.2]
|
| To be happy, to rejoice [1.7]
|
Explications en français | être heureux, se réjouir; se contenter [1.8]
|
Exemples |
1 | amin' izany ny mpanjaka sy ny vahoaka dia mihaingo sy mifaly.
[2.857]
|
2 | Nantsoin-dRakotondradama ny sakaizany maro hiara-mifaly aminy.
[1.437]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mifaly |
Passé : |
nifaly |
Futur : |
hifaly |
Impératif : |
mifalia |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|