|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mibitaka |
| Fototeny | 2 bitaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitsinjaka noho ny hafaliana; mampiseho ny hafaliana amin' ny fihetsehana ety ivelany, toy ny dihy, hofa tanana: Nibitaka i Fara fa afaka tamin' ny fanadinana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to jump or dance for joy, to dance and brandish spear and shield, as is done at times of public rejoicing.
[1.2] 6 to jump for joy [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 bondir de joie
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 akitamby, mibitaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|